Entry | 1 manganohano ny ranomaso |
Elementary words | 2 manganohano, 3 ranomaso |
Part of speech | 4 locution |
Explanations in Malagasy |
5 ilazana ireo izay toy ny hitomany na efa madiva hirotsaka ny ranomasony noho ny alahelo na hafaliana vokatry ny fihetsehampo [1.1] |
Synonyms | 6 mihandrohandro ny ranomaso, mitrahotraho ny ranomaso |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |